2 Samoela 15:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Rehefa nanao sorona i Absaloma, dia nampanantsoiny avy tany an-tanànany, tany Gilo,+ i Ahitofela+ Gilonita, mpanolo-tsain’i*+ Davida. Dia nihanitatra ilay fikomiana, ary nihabetsaka+ ny olona nanohana an’i Absaloma.
12 Rehefa nanao sorona i Absaloma, dia nampanantsoiny avy tany an-tanànany, tany Gilo,+ i Ahitofela+ Gilonita, mpanolo-tsain’i*+ Davida. Dia nihanitatra ilay fikomiana, ary nihabetsaka+ ny olona nanohana an’i Absaloma.