Ohabolana 20:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Aza miteny hoe: “Handeha hamaly faty aho!”+ Aoka ianao hanantena an’i Jehovah,+ dia hamonjy anao izy.+ Romanina 12:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Aza mamaly ratsy ny ratsy, na amin’iza na amin’iza.+ Mba eritrereto hoe inona no zavatra heverin’ny olona rehetra hoe tsara.* Romanina 12:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Aza mamaly faty, ry malala, fa avelao Andriamanitra no hampiseho ny hatezerany.+ Fa voasoratra hoe: “‘Ahy ny famaliana, ary izaho no hamaly’, hoy i Jehovah.”*+ 1 Tesalonianina 5:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Tandremo sao misy mamaly ratsy ny ratsy,+ fa miezaha foana kosa hifanao soa sy hanao soa amin’ny olona rehetra.+
22 Aza miteny hoe: “Handeha hamaly faty aho!”+ Aoka ianao hanantena an’i Jehovah,+ dia hamonjy anao izy.+
17 Aza mamaly ratsy ny ratsy, na amin’iza na amin’iza.+ Mba eritrereto hoe inona no zavatra heverin’ny olona rehetra hoe tsara.*
19 Aza mamaly faty, ry malala, fa avelao Andriamanitra no hampiseho ny hatezerany.+ Fa voasoratra hoe: “‘Ahy ny famaliana, ary izaho no hamaly’, hoy i Jehovah.”*+
15 Tandremo sao misy mamaly ratsy ny ratsy,+ fa miezaha foana kosa hifanao soa sy hanao soa amin’ny olona rehetra.+