1 Tesalonianina 4:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ataovy tanjona ny ho tia filaminana,+ sy tsy hidikiditra amin’ny fiainan’olona,+ ary hiasa amin’ny tananareo,+ araka ny efa natoronay anareo. 1 Petera 4:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Aoka anefa tsy hisy aminareo hijaly satria mpamono olona, na mpangalatra, na mpanao ratsy, na mpidikiditra amin’ny fiainan’olona.+
11 Ataovy tanjona ny ho tia filaminana,+ sy tsy hidikiditra amin’ny fiainan’olona,+ ary hiasa amin’ny tananareo,+ araka ny efa natoronay anareo.
15 Aoka anefa tsy hisy aminareo hijaly satria mpamono olona, na mpangalatra, na mpanao ratsy, na mpidikiditra amin’ny fiainan’olona.+