Ohabolana 23:4, 5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Aza mandrera-tena mikatsaka harena.+ Ajanòny izany dia asehoy hoe mahira-tsaina ianao.* 5 Raha avelanao hitopy any amin’ny harena ny masonao, dia tsy ho hitanao akory izany.+Fa haniry elatra izany ka hanidina eny amin’ny lanitra toy ny voromahery.+ 1 Timoty 6:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Anaro* ny manankarena eto amin’izao tontolo izao* mba tsy hirehareha,* na hatoky ny harena tsy azo antoka,+ fa hanantena an’Andriamanitra, izay manome be dia be an’ireo zavatra rehetra mahafaly antsika.+
4 Aza mandrera-tena mikatsaka harena.+ Ajanòny izany dia asehoy hoe mahira-tsaina ianao.* 5 Raha avelanao hitopy any amin’ny harena ny masonao, dia tsy ho hitanao akory izany.+Fa haniry elatra izany ka hanidina eny amin’ny lanitra toy ny voromahery.+
17 Anaro* ny manankarena eto amin’izao tontolo izao* mba tsy hirehareha,* na hatoky ny harena tsy azo antoka,+ fa hanantena an’Andriamanitra, izay manome be dia be an’ireo zavatra rehetra mahafaly antsika.+