Ohabolana 23:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Aza manaiky ho anisan’izay* mpiboboka divay be,+Na ho anisan’izay* mpihinan-kena tafahoatra.+ 1 Korintianina 15:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Aza manaiky ho voafitaka* ianareo. Manimba ny fahazarana mahasoa* ny naman-dratsy.+
20 Aza manaiky ho anisan’izay* mpiboboka divay be,+Na ho anisan’izay* mpihinan-kena tafahoatra.+ 1 Korintianina 15:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Aza manaiky ho voafitaka* ianareo. Manimba ny fahazarana mahasoa* ny naman-dratsy.+