Ohabolana 26:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Halan’ny mpandainga ny olona voafitany,Ary manimba olona ny teny fandokafana.+ Romanina 16:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Fa tsy mpanompon’i Kristy Tompontsika ny olona hoatr’ireny, fa mpanompon’ny kibony* ihany. Manao teny malefaka sy mandokadoka olona izy ireny mba hamitahana an’izay olona tsotra be.*
18 Fa tsy mpanompon’i Kristy Tompontsika ny olona hoatr’ireny, fa mpanompon’ny kibony* ihany. Manao teny malefaka sy mandokadoka olona izy ireny mba hamitahana an’izay olona tsotra be.*