Ohabolana 1:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Henoy, anaka, ny anatry ny rainao,+Ary aza lavina ny tenin’ny* reninao.+ 2 Timoty 1:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Tsaroako mantsy ny finoana tsy mihatsaravelatsihy anananao,+ izay efa tao amin’i Loisa renibenao sy Eonika reninao, ary matoky aho fa ao aminao koa.
5 Tsaroako mantsy ny finoana tsy mihatsaravelatsihy anananao,+ izay efa tao amin’i Loisa renibenao sy Eonika reninao, ary matoky aho fa ao aminao koa.