Joba 21:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Nahoana ny ratsy fanahy no mbola velona foana,+Ka tratrantitra sady lasa mpanankarena?*+ Salamo 73:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Hoatr’izany ny ratsy fanahy! Mandeha tsara foana ny fiainany.+ Ampitomboiny foana ny harenany.+