Ohabolana 3:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Aza mihevi-tena ho hendry,+ Fa matahora an’i Jehovah ka aza manao ratsy intsony. Romanina 12:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Fa noho ny hatsaram-panahy miavaka naseho tamiko, dia izao no lazaiko aminareo tsirairay avy: Aza mihevi-tena mihoatra noho izay tokony ho izy.+ Asehoy kosa fa misaina tsara ianareo, araka ny finoana nomen’Andriamanitra anareo* tsirairay.+
3 Fa noho ny hatsaram-panahy miavaka naseho tamiko, dia izao no lazaiko aminareo tsirairay avy: Aza mihevi-tena mihoatra noho izay tokony ho izy.+ Asehoy kosa fa misaina tsara ianareo, araka ny finoana nomen’Andriamanitra anareo* tsirairay.+