-
1 Mpanjaka 12:13, 14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Teny henjana anefa no navalin’ny mpanjaka ny vahoaka, ary tsy narahiny ny soso-kevitr’ireo zokiolona.* 14 Nanaraka ny soso-kevitr’ireo tovolahy izy, ka nilaza hoe: “Nampitondra zioga mavesatra anareo ny raiko, fa izaho kosa vao mainka hanampy ny zioganareo. Nanafay anareo tamin’ny karavasy tsotra ny raiko, fa izaho kosa hanafay anareo amin’ny karavasy misy zava-maranitra.”
-