38 Aoka ianareo ho zatra manome, dia mba homena koa ianareo.+ Fatra tsara sy nafatratra sady nahontsana ary mihoatra no hararaka eo am-pofoanareo. Fa araka izay famarana ampiasainareo no hamarana ho anareo.”
7 Aoka ny tsirairay samy hanao araka izay fanapahan-keviny tao am-pony, tsy amin’alahelo* na an-tery,+ fa ny mpanome amim-pifaliana no tian’Andriamanitra.+