Mpitoriteny 1:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Tena tsisy dikany!”,* hoy ilay mpamory vahoaka,“Tena tsisy dikany! Tsisy dikany ny zava-drehetra!”+ Mpitoriteny 1:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Nodinihiko izay rehetra atao etỳ ambanin’ny masoandro,Ka hitako hoe tsisy dikany ny zava-drehetra fa misambo-drivotra fotsiny.+
2 “Tena tsisy dikany!”,* hoy ilay mpamory vahoaka,“Tena tsisy dikany! Tsisy dikany ny zava-drehetra!”+
14 Nodinihiko izay rehetra atao etỳ ambanin’ny masoandro,Ka hitako hoe tsisy dikany ny zava-drehetra fa misambo-drivotra fotsiny.+