1 Mpanjaka 4:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Nomen’Andriamanitra fahendrena sy fahiratan-tsaina* tsy nisy hoatr’izany i Solomona. Nomeny fo tena mahay manavaka koa izy, dia fahaiza-manavaka be dia be hoatran’ny fasika eny amoron-dranomasina.+ 1 Mpanjaka 4:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Namorona* ohabolana+ 3 000 sy hira+ 1 005 izy. Ohabolana 1:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Ny ohabolan’i Solomona+ zanak’i Davida,+ mpanjakan’ny Israely.+
29 Nomen’Andriamanitra fahendrena sy fahiratan-tsaina* tsy nisy hoatr’izany i Solomona. Nomeny fo tena mahay manavaka koa izy, dia fahaiza-manavaka be dia be hoatran’ny fasika eny amoron-dranomasina.+