Joba 14:1, 2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 “Ny olona atera-behivavyDia fohy andro iainana+ sady tototry ny olana.*+ 2 Mamelana toy ny voninkazo izy, dia malazo* avy eo;+Mandositra toy ny aloka izy, ka manjavona.+ Lioka 12:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Koa aza miady saina intsony hoe inona no hohaninareo na hosotroinareo, ary aza be fanahiana intsony.+
14 “Ny olona atera-behivavyDia fohy andro iainana+ sady tototry ny olana.*+ 2 Mamelana toy ny voninkazo izy, dia malazo* avy eo;+Mandositra toy ny aloka izy, ka manjavona.+
29 Koa aza miady saina intsony hoe inona no hohaninareo na hosotroinareo, ary aza be fanahiana intsony.+