Ohabolana 19:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Aleo mahantra nefa tsy mivadika,+Toy izay tsisy saina sady mpandaingalainga.+ Ohabolana 28:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Aleo mahantra nefa tsy mivadika,Toy izay mpanankarena nefa fetsy ratsy.+ Ohabolana 28:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Manampatra fahefana ny mpitarika tsy mahay mandinika,+Fa ho ela velona kosa izay tsy tia tombony azo amin’ny tsy marina.+
16 Manampatra fahefana ny mpitarika tsy mahay mandinika,+Fa ho ela velona kosa izay tsy tia tombony azo amin’ny tsy marina.+