-
1 Samoela 13:12, 13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 Dia nieritreritra aho hoe: ‘Hidina hamely ahy eto Gilgala izao ny Filistinina, nefa izaho mbola tsy nanao izay hahazoana sitraka amin’i* Jehovah.’ Dia voatery nanolotra ny sorona dorana aho.”
13 Dia hoy i Samoela taminy: “Tena nanao hadalana mihitsy ianao. Tsy nankatoavinao ny didy nomen’i Jehovah Andriamanitrao anao.+ Raha nankatò anefa ianao, dia ho nataon’i Jehovah mafy orina mandrakizay teo amin’ny Israely ny fanjakanao.
-