Isaia 41:11, 12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ho menatra sy ho afa-baraka izay rehetra tezitra be aminao,+ Ary ho lasa tsinontsinona sy ho ripaka izay miady aminao.+ 12 Hitady an’ireo olona mamely anao ianao, fa tsy hahita.Ho lasa toy ny tsy misy sy ho tsinontsinona ny olona miady aminao.+
11 Ho menatra sy ho afa-baraka izay rehetra tezitra be aminao,+ Ary ho lasa tsinontsinona sy ho ripaka izay miady aminao.+ 12 Hitady an’ireo olona mamely anao ianao, fa tsy hahita.Ho lasa toy ny tsy misy sy ho tsinontsinona ny olona miady aminao.+