Isaia 46:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Hantsoiko avy any amin’ny fiposahan’ny masoandro*+ ny vorona iray mpihaza,Ary hantsoiko avy any an-tany lavitra ilay olona hanatanteraka ny fanapahan-kevitro.*+ Efa niteny aho ka hotanterahiko ny teniko. Efa nokasaiko izany ka hataoko.+ Apokalypsy 16:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ary ny fahenina kosa nandraraka ny tao am-biliany teo amin’i Eofrata,+ ilay renirano lehibe, dia ritra+ ny ranony. Nanao an’izany izy mba hanomanana ny lalan’ny mpanjaka+ avy any amin’ny fiposahan’ny masoandro.*
11 Hantsoiko avy any amin’ny fiposahan’ny masoandro*+ ny vorona iray mpihaza,Ary hantsoiko avy any an-tany lavitra ilay olona hanatanteraka ny fanapahan-kevitro.*+ Efa niteny aho ka hotanterahiko ny teniko. Efa nokasaiko izany ka hataoko.+
12 Ary ny fahenina kosa nandraraka ny tao am-biliany teo amin’i Eofrata,+ ilay renirano lehibe, dia ritra+ ny ranony. Nanao an’izany izy mba hanomanana ny lalan’ny mpanjaka+ avy any amin’ny fiposahan’ny masoandro.*