Salamo 102:19, 20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Fa mitazana avy eny amin’ny toerana avo sy masina misy azy izy,+Avy any an-danitra i Jehovah no mijery ny tany,20 Mba hihaino ny senton’ny voafonja,+Sy hanafaka an’ireo voaheloka ho faty.+
19 Fa mitazana avy eny amin’ny toerana avo sy masina misy azy izy,+Avy any an-danitra i Jehovah no mijery ny tany,20 Mba hihaino ny senton’ny voafonja,+Sy hanafaka an’ireo voaheloka ho faty.+