Isaia 41:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Aza matahotra fa manohana anao aho.+ Aza manahy fa izaho no Andriamanitrao.+ Hanatanjaka anao aho ka hanampy anao.+Hitazona anao mafy amin’ny tanako ankavanana aho, dia ny tanako manao ny rariny.’
10 Aza matahotra fa manohana anao aho.+ Aza manahy fa izaho no Andriamanitrao.+ Hanatanjaka anao aho ka hanampy anao.+Hitazona anao mafy amin’ny tanako ankavanana aho, dia ny tanako manao ny rariny.’