Isaia 48:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Manatòna ahy, dia henoy izao: Efa hatramin’ny voalohany mihitsy aho no tsy niafinafina rehefa niteny.+ Efa teo aho hatramin’ny fotoana nitrangan’izany.” Dia nirahin’i Jehovah Tompo Fara Tampony izaho sy ny* fanahiny.
16 Manatòna ahy, dia henoy izao: Efa hatramin’ny voalohany mihitsy aho no tsy niafinafina rehefa niteny.+ Efa teo aho hatramin’ny fotoana nitrangan’izany.” Dia nirahin’i Jehovah Tompo Fara Tampony izaho sy ny* fanahiny.