Isaia 27:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Rehefa maina ireo rantsany kely,Dia ho tonga hanapaka an’ireny ny vehivavyMba hataony kitay. Fa tsy misaina ity vahoaka ity,+ Ka tsy hamindra fo aminy ny Mpanao azy,Ary tsy hiantra azy+ ny Mpamolavola azy. Jeremia 8:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Na ny vanobe eny amin’ny lanitra aza mahalala tsara ny fotoana andehanany.*Ary samy manaja tsara ny fotoana fiverenany* ny domohina sy ny sidintsidina ary ny fitatrala.* Fa ny vahoakako kosa tsy mba mahalala ny fotoana hitsaran’i Jehovah azy.”’+ Hosea 4:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ho ringana* ny vahoakako satria tsy mahalala ahy. Tsy mety mianatra momba ahy ianao,+Ka tsy hekeko ho mpisorona intsony.Manadino ny lalàn’ilay Andriamanitrao* ianao,+Dia hohadinoiko koa ny zanakao.
11 Rehefa maina ireo rantsany kely,Dia ho tonga hanapaka an’ireny ny vehivavyMba hataony kitay. Fa tsy misaina ity vahoaka ity,+ Ka tsy hamindra fo aminy ny Mpanao azy,Ary tsy hiantra azy+ ny Mpamolavola azy.
7 Na ny vanobe eny amin’ny lanitra aza mahalala tsara ny fotoana andehanany.*Ary samy manaja tsara ny fotoana fiverenany* ny domohina sy ny sidintsidina ary ny fitatrala.* Fa ny vahoakako kosa tsy mba mahalala ny fotoana hitsaran’i Jehovah azy.”’+
6 Ho ringana* ny vahoakako satria tsy mahalala ahy. Tsy mety mianatra momba ahy ianao,+Ka tsy hekeko ho mpisorona intsony.Manadino ny lalàn’ilay Andriamanitrao* ianao,+Dia hohadinoiko koa ny zanakao.