-
Isaia 43:5, 6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Aza matahotra fa manohana anao aho.+
Hoentiko avy any atsinanana ny taranakao,
Ary hangoniko avy any andrefana ianao.+
6 Hiteny amin’ny avaratra aho hoe: ‘Avereno izy!’,+
Ary amin’ny atsimo hoe: ‘Avotsory izy!
Ento avy any lavitra any ny zanako lahy, ary ento avy any amin’ny faran’ny tany+ ny zanako vavy,
-