Isaia 12:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Hiteny tokoa ianao amin’izany andro izany hoe: “Misaotra anao aho, Jehovah ô,Fa na dia tezitra tamiko aza ianao,Dia nitony tsikelikely ny fahatezeranao, ary nampionona ahy ianao.+ Isaia 40:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 40 “Ampionòny, ampionòny ny vahoakako!”, hoy ilay Andriamanitrareo.+ Isaia 66:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Hampionona anareo foana aho,+Hoatran’ny reny mampionona ny zanany lahy.Hahazo fampiononana tokoa ianareo noho ny amin’i Jerosalema.+
12 Hiteny tokoa ianao amin’izany andro izany hoe: “Misaotra anao aho, Jehovah ô,Fa na dia tezitra tamiko aza ianao,Dia nitony tsikelikely ny fahatezeranao, ary nampionona ahy ianao.+
13 Hampionona anareo foana aho,+Hoatran’ny reny mampionona ny zanany lahy.Hahazo fampiononana tokoa ianareo noho ny amin’i Jerosalema.+