Isaia 41:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Aza matahotra, ry Jakoba kankana,*+Hanampy anao aho, ry vahoakan’Israely”, hoy i Jehovah Mpanavotra anao,+ Ilay Masin’ny Israely. Isaia 48:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Mivoaha avy ao Babylona!+ Andosiro ny Kaldeanina! Lazao sy ambarao amin’ny olona izany sady mifalia.+ Ataovy fantatry ny olona hatrany amin’ny faran’ny tany izany,+ Dia teneno hoe: “Navotan’i Jehovah i Jakoba mpanompony.+
14 Aza matahotra, ry Jakoba kankana,*+Hanampy anao aho, ry vahoakan’Israely”, hoy i Jehovah Mpanavotra anao,+ Ilay Masin’ny Israely.
20 Mivoaha avy ao Babylona!+ Andosiro ny Kaldeanina! Lazao sy ambarao amin’ny olona izany sady mifalia.+ Ataovy fantatry ny olona hatrany amin’ny faran’ny tany izany,+ Dia teneno hoe: “Navotan’i Jehovah i Jakoba mpanompony.+