Jeremia 31:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Fa hanavotra an’i Jakoba+ i Jehovah,Ka hamonjy* azy eo am-pelatanan’ilay mahery noho izy.+ Zakaria 10:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Hoentiko miverina avy any Ejipta izy ireo,Ary hangoniko avy any Asyria.+Hoentiko ho any Gileada+ sy Libàna izy ireo,Ary na any aza dia tsy hisy toerana ho antonona azy rehetra.+
10 Hoentiko miverina avy any Ejipta izy ireo,Ary hangoniko avy any Asyria.+Hoentiko ho any Gileada+ sy Libàna izy ireo,Ary na any aza dia tsy hisy toerana ho antonona azy rehetra.+