Isaia 14:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Fa hamindra fo amin’i Jakoba i Jehovah,+ ary mbola hifidy ny Israely indray izy.+ Dia hapetrany ao amin’ny taniny izy ireo,*+ ary hiaraka amin’izy ireo ny hafa firenena ka hitambatra amin’ny taranak’i Jakoba.+
14 Fa hamindra fo amin’i Jakoba i Jehovah,+ ary mbola hifidy ny Israely indray izy.+ Dia hapetrany ao amin’ny taniny izy ireo,*+ ary hiaraka amin’izy ireo ny hafa firenena ka hitambatra amin’ny taranak’i Jakoba.+