Salamo 145:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Akaiky an’izay rehetra miantso azy i Jehovah,+Dia izay rehetra miantso azy araka ny fahamarinana.*+ Jakoba 4:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Manatòna an’Andriamanitra, dia hanatona anareo izy.+ Diovy ny tananareo, ry mpanota,+ ary diovy ny fonareo,+ ry mpisalasala.
18 Akaiky an’izay rehetra miantso azy i Jehovah,+Dia izay rehetra miantso azy araka ny fahamarinana.*+
8 Manatòna an’Andriamanitra, dia hanatona anareo izy.+ Diovy ny tananareo, ry mpanota,+ ary diovy ny fonareo,+ ry mpisalasala.