Isaia 1:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Rehefa mamelatra ny tananareo ianareo,Dia tampenako tsy hijery anareo ny masoko.+ Na mivavaka imbetsaka aza ianareo,+Dia tsy hihaino aho,+Fa feno ran’olona ny tananareo.+ Jeremia 2:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Na ny akanjonao aza tasin’ny ran’ireo olo-mahantra tsy manan-tsiny,+Nefa tsy hitako namaky ny tranonao izy ireo.Feno ny rany ny akanjonao.+ Ezekiela 7:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 “‘Manamboara rojo vy,*+ satria feno ra mandriaka ilay tany noho ny didim-pitsarana tsy ara-drariny.+ Feno herisetra koa ilay tanàna.+
15 Rehefa mamelatra ny tananareo ianareo,Dia tampenako tsy hijery anareo ny masoko.+ Na mivavaka imbetsaka aza ianareo,+Dia tsy hihaino aho,+Fa feno ran’olona ny tananareo.+
34 Na ny akanjonao aza tasin’ny ran’ireo olo-mahantra tsy manan-tsiny,+Nefa tsy hitako namaky ny tranonao izy ireo.Feno ny rany ny akanjonao.+
23 “‘Manamboara rojo vy,*+ satria feno ra mandriaka ilay tany noho ny didim-pitsarana tsy ara-drariny.+ Feno herisetra koa ilay tanàna.+