7 “‘Ary hohozongozoniko ny firenena rehetra, ka hiditra ato amin’ity trano ity ny zava-tsarobidy eo amin’ny firenena rehetra.+ Dia hofenoiko voninahitra ity trano ity’,+ hoy i Jehovah Tompon’ny tafika.
8 “‘Ahy ny volafotsy, ary ahy ny volamena’, hoy i Jehovah Tompon’ny tafika.