Salamo 107:2, 3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Aoka hilaza an’izany ireo navotan’i Jehovah,Dia ireo navotany avy teo an-tanan’ny* fahavalo,+ 3 Sy nangoniny avy tany amin’ny tany maro,+Avy tany atsinanana sy tany andrefana,*Ary avy tany avaratra sy tany atsimo.+
2 Aoka hilaza an’izany ireo navotan’i Jehovah,Dia ireo navotany avy teo an-tanan’ny* fahavalo,+ 3 Sy nangoniny avy tany amin’ny tany maro,+Avy tany atsinanana sy tany andrefana,*Ary avy tany avaratra sy tany atsimo.+