10 Andriamanitra ô, mandra-pahoviana no mbola haneso anao ny mpanohitra anao?+
Tsy hanaja ny anaranao mandrakizay ve ny fahavalo?+
11 Nahoana no ahemotrao indray ny tananao, dia ny tananao ankavanana?+
Avoahy avy ao an-tratranao ny tananao, dia aringano izy ireo.