-
Isaia 65:13, 14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Izao àry no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony:
“Ny mpanompoko hihinana, fa ianareo kosa ho noana.+
Ny mpanompoko hisotro,+ fa ianareo kosa hangetaheta.
Ny mpanompoko hifaly,+ fa ianareo kosa ho afa-baraka.+
14 Ny mpanompoko hihoby satria falifaly ny fony,
Fa ianareo kosa hitaraindraina satria malahelo ny fonareo,
Ary hidradradradra satria kivy.
-
-
Jeremia 17:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Ry Jehovah, fanantenan’ny Israely ô!
Ho menatra izay rehetra mahafoy anao.
-
-
Jeremia 17:18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
Aoka hihorohoro izy ireo,
Fa izaho kosa aoka tsy hihorohoro.
-