47 Ary raha mahatonga anao hanota ny masonao, dia ario lavitra anao.+ Fa aleo ianao toka-maso nefa miditra any amin’ny Fanjakan’Andriamanitra, toy izay manana maso roa nefa hatsipy any amin’ny Gehena.+ 48 Any mantsy tsy maty ny olitra amin’ny faty, ary tsy mety maty ny afo.+