8 Dia nalain’i Ahaza ny volafotsy sy ny volamena tao an-tranon’i Jehovah sy tao amin’ireo fitehirizana zava-tsarobidy tao an-tranon’ny* mpanjaka, ka nalefany tany amin’ny mpanjakan’i Asyria mba hatao kolikoly.+
16 Tamin’izany andro izany no nesorin’i* Hezekia mpanjakan’ny Joda ny varavaran’ny tempolin’i+ Jehovah sy ny tolàna izay efa nopetahany takela-bolamena.+ Dia nomeny ho an’ny mpanjakan’i Asyria izany.