Isaia 9:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Fa toy ny tamin’ny andron’ny Midianina,+Dia hopotipotehinao ny zioga nentin’izy ireo,Sy ny tsorakazo nikapohana ny sorony, izany hoe ny tehin’ireo mpanery azy hiasa. Nahoma 1:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Dia hotapahiko ny zioga nampitondrainy anao ka hesoriko aminao,+Ary hotapahiko hizara roa ny zavatra namatorana anao.
4 Fa toy ny tamin’ny andron’ny Midianina,+Dia hopotipotehinao ny zioga nentin’izy ireo,Sy ny tsorakazo nikapohana ny sorony, izany hoe ny tehin’ireo mpanery azy hiasa.
13 Dia hotapahiko ny zioga nampitondrainy anao ka hesoriko aminao,+Ary hotapahiko hizara roa ny zavatra namatorana anao.