Romanina 15:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Hoy koa i Isaia: “Hisy fakan’i Jese+ hitsangana ka hitondra firenena,+ ary izy no hantenain’ireny firenena ireny.”+ Apokalypsy 22:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 “‘Izaho Jesosy dia naniraka ny anjeliko hitory momba an’izany aminareo mba hahasoa ny fiangonana. Izaho no faka sy taranak’i Davida,+ ary izaho koa ilay kintan’ny maraina mamirapiratra.’”+
12 Hoy koa i Isaia: “Hisy fakan’i Jese+ hitsangana ka hitondra firenena,+ ary izy no hantenain’ireny firenena ireny.”+
16 “‘Izaho Jesosy dia naniraka ny anjeliko hitory momba an’izany aminareo mba hahasoa ny fiangonana. Izaho no faka sy taranak’i Davida,+ ary izaho koa ilay kintan’ny maraina mamirapiratra.’”+