8 Ilay nanao ny antokon-kintana Kimaha sy ny antokon-kintana Kesila,+
Ilay manova ny haizim-pito ho maraina,
Ilay manao ny andro ho maizina hoatran’ny alina,+
Ilay manangona ny ranomasina,
Mba handrarahana azy eto ambonin’ny tany,+
Dia Jehovah no anarany.