Isaia 55:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Aoka ny ratsy fanahy hiala amin’ny ratsy fanaony,+Ary ny mpanao ratsy tsy hieritreritra zava-dratsy intsony.Aoka izy hiverina amin’i Jehovah, izay hamindra fo aminy,+Dia amin’ilay Andriamanitsika, fa tena mamela heloka tanteraka izy.+
7 Aoka ny ratsy fanahy hiala amin’ny ratsy fanaony,+Ary ny mpanao ratsy tsy hieritreritra zava-dratsy intsony.Aoka izy hiverina amin’i Jehovah, izay hamindra fo aminy,+Dia amin’ilay Andriamanitsika, fa tena mamela heloka tanteraka izy.+