Mika 6:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Henoy ny adin’i Jehovah any amin’ny fitsarana, ry tendrombohitra,Sy ianareo fototra mafy iorenan’ny tany!+Fa miady amin’ny vahoakany any amin’ny fitsarana i Jehovah,Ary toriny ny Israely.+ Jakoba 4:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Manatòna an’Andriamanitra, dia hanatona anareo izy.+ Diovy ny tananareo, ry mpanota,+ ary diovy ny fonareo,+ ry mpisalasala.
2 Henoy ny adin’i Jehovah any amin’ny fitsarana, ry tendrombohitra,Sy ianareo fototra mafy iorenan’ny tany!+Fa miady amin’ny vahoakany any amin’ny fitsarana i Jehovah,Ary toriny ny Israely.+
8 Manatòna an’Andriamanitra, dia hanatona anareo izy.+ Diovy ny tananareo, ry mpanota,+ ary diovy ny fonareo,+ ry mpisalasala.