2 Samoela 8:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Nanjaka teo amin’ny Israely rehetra i Davida,+ ary nanao ny rariny sy ny hitsiny+ teo amin’ny vahoakany manontolo.+ 1 Mpanjaka 3:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Henon’ny Israely rehetra àry ilay didim-pitsarana navoakan’ny mpanjaka, ka natahotra azy izy ireo.+ Hitan’izy ireo mantsy fa nomen’Andriamanitra fahendrena izy mba hahay hampihatra ny rariny.+
15 Nanjaka teo amin’ny Israely rehetra i Davida,+ ary nanao ny rariny sy ny hitsiny+ teo amin’ny vahoakany manontolo.+
28 Henon’ny Israely rehetra àry ilay didim-pitsarana navoakan’ny mpanjaka, ka natahotra azy izy ireo.+ Hitan’izy ireo mantsy fa nomen’Andriamanitra fahendrena izy mba hahay hampihatra ny rariny.+