1 Mpanjaka 8:46 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 46 “Raha manota aminao izy—fa tsy misy olombelona tsy manota+—ka tezitra be aminy ianao dia avelanao ho azon’ny fahavalo izy, ka entin’izy ireo ho babo any amin’ny taniny, na lavitra na akaiky,+
46 “Raha manota aminao izy—fa tsy misy olombelona tsy manota+—ka tezitra be aminy ianao dia avelanao ho azon’ny fahavalo izy, ka entin’izy ireo ho babo any amin’ny taniny, na lavitra na akaiky,+