Salamo 9:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Hotsarainy araka ny rariny ny tany misy mponina;*+Hamoaka didim-pitsarana ara-drariny ho an’ireo firenena izy.+ Salamo 58:10, 11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Hifaly ny olo-marina satria hitany ny amaliana ny ratsy fanahy;+Hiroboka ao anatin’ny ran’izy ireny ny tongony.+ 11 Dia hilaza ny olona hoe: “Mandray valisoa tokoa ny olo-marina.+ Ary misy Andriamanitra mitsara tokoa ny tany.”+ Salamo 85:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Hitsimoka avy amin’ny tany ny tsy fivadihana,Ary hitazana avy any an-danitra ny fahamarinana.+ Salamo 85:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Handeha eo alohan’Andriamanitra ny rariny,+Ka hanomana ny lalana handehanany. Salamo 96:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Eo anatrehan’i Jehovah, fa iny tamy iny* izy;Tonga hitsara ny tany izy. Hotsarainy araka ny rariny ny tany misy mponina,*+Ary hotsarainy araka ny tsy fivadihany* ireo firenena.+ Salamo 97:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Rahona sy haizim-pito no manodidina azy;+Ny rariny sy ny hitsiny no fototra iorenan’ny seza fiandrianany.+ Isaia 61:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Mampitsiry voa ny tany,Ary mampitsimoka an’izay nafafy teo aminy ny tanimboly.Dia hoatr’izany koa no ataon’i Jehovah Tompo Fara Tampony,Satria hataony mitsiry eo anatrehan’ny firenena rehetra ny fahamarinana+ sy fiderana.+
8 Hotsarainy araka ny rariny ny tany misy mponina;*+Hamoaka didim-pitsarana ara-drariny ho an’ireo firenena izy.+
10 Hifaly ny olo-marina satria hitany ny amaliana ny ratsy fanahy;+Hiroboka ao anatin’ny ran’izy ireny ny tongony.+ 11 Dia hilaza ny olona hoe: “Mandray valisoa tokoa ny olo-marina.+ Ary misy Andriamanitra mitsara tokoa ny tany.”+
13 Eo anatrehan’i Jehovah, fa iny tamy iny* izy;Tonga hitsara ny tany izy. Hotsarainy araka ny rariny ny tany misy mponina,*+Ary hotsarainy araka ny tsy fivadihany* ireo firenena.+
2 Rahona sy haizim-pito no manodidina azy;+Ny rariny sy ny hitsiny no fototra iorenan’ny seza fiandrianany.+
11 Mampitsiry voa ny tany,Ary mampitsimoka an’izay nafafy teo aminy ny tanimboly.Dia hoatr’izany koa no ataon’i Jehovah Tompo Fara Tampony,Satria hataony mitsiry eo anatrehan’ny firenena rehetra ny fahamarinana+ sy fiderana.+