Isaia 6:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ary hoy izy: “Mandehana teneno ity vahoaka ity hoe: ‘Haheno foana ianareo,Nefa tsy hahazo ny dikan’izay henonareo.Ary hijery foana ianareo,Saingy tsy hahalala na inona na inona mihitsy.’+
9 Ary hoy izy: “Mandehana teneno ity vahoaka ity hoe: ‘Haheno foana ianareo,Nefa tsy hahazo ny dikan’izay henonareo.Ary hijery foana ianareo,Saingy tsy hahalala na inona na inona mihitsy.’+