Salamo 78:34, 35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Isaky ny nandringana ny sasany taminy anefa izy, dia nitady azy izy ireo;+Niverina izy ireo ary nitady an’Andriamanitra;35 Tsaroany fa Andriamanitra no Vatolampiny,+Ary ilay Andriamanitra Avo Indrindra no Mpanavotra azy.*+ Hosea 5:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Handeha aho ka hiverina any amin’ny toerana nisy ahy, ary tsy hiala any raha tsy efa avy nizaka ny vokatry ny nataony izy ireo.Dia hitady sitraka amiko* izy ireo.+ Ary hitady fanampiana amiko izy rehefa azom-pahoriana mafy.”+
34 Isaky ny nandringana ny sasany taminy anefa izy, dia nitady azy izy ireo;+Niverina izy ireo ary nitady an’Andriamanitra;35 Tsaroany fa Andriamanitra no Vatolampiny,+Ary ilay Andriamanitra Avo Indrindra no Mpanavotra azy.*+
15 Handeha aho ka hiverina any amin’ny toerana nisy ahy, ary tsy hiala any raha tsy efa avy nizaka ny vokatry ny nataony izy ireo.Dia hitady sitraka amiko* izy ireo.+ Ary hitady fanampiana amiko izy rehefa azom-pahoriana mafy.”+