Salamo 85:2, 3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Efa namela ny fahadisoan’ny vahoakanao ianao;Navelanao* daholo ny fahotany.+ (Sela) 3 Tsy navoakanao daholo ny hatezeranao,Ary tsy nisafoaka intsony ianao.+ Isaia 12:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Hiteny tokoa ianao amin’izany andro izany hoe: “Misaotra anao aho, Jehovah ô,Fa na dia tezitra tamiko aza ianao,Dia nitony tsikelikely ny fahatezeranao, ary nampionona ahy ianao.+
2 Efa namela ny fahadisoan’ny vahoakanao ianao;Navelanao* daholo ny fahotany.+ (Sela) 3 Tsy navoakanao daholo ny hatezeranao,Ary tsy nisafoaka intsony ianao.+
12 Hiteny tokoa ianao amin’izany andro izany hoe: “Misaotra anao aho, Jehovah ô,Fa na dia tezitra tamiko aza ianao,Dia nitony tsikelikely ny fahatezeranao, ary nampionona ahy ianao.+