19 Tsy vahiny na hafa firenena intsony+ àry ianareo, fa mpiray firenena+ amin’ny olona masina sady anisan’ny ankohonan’Andriamanitra.+ 20 Ary efa naorina teo ambony fototra, dia ny apostoly sy ny mpaminany,+ ianareo. I Kristy Jesosy kosa no vato fehizoro.+