Nehemia 9:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ianao no Jehovah, ilay tena Andriamanitra, izay nifidy an’i Abrama+ sy nitondra azy hiala tao Oran’ny+ Kaldeanina, ka nanao ny anarany hoe Abrahama.+ Mika 7:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Tsy hivadika amin’i Jakoba ianao,Sady ho tia foana an’i Abrahama,Araka izay efa nianiananao tamin’ny razambenay taloha ela be.+
7 Ianao no Jehovah, ilay tena Andriamanitra, izay nifidy an’i Abrama+ sy nitondra azy hiala tao Oran’ny+ Kaldeanina, ka nanao ny anarany hoe Abrahama.+
20 Tsy hivadika amin’i Jakoba ianao,Sady ho tia foana an’i Abrahama,Araka izay efa nianiananao tamin’ny razambenay taloha ela be.+