Isaia 19:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Tena adala ny andrianan’i Zoana.+ Manome torohevitra adaladala koa ny hendry indrindra amin’ny mpanolo-tsain’i Farao.+ Dia sahinareo ve ny miteny amin’i Farao hoe: “Taranaky ny olon-kendry aho,Sady taranaky ny mpanjaka fahiny”? Ezekiela 30:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Hataoko lasa tsy misy mponina i Patrosa.+ Handrehitra afo ao Zoana aho, ary hampiharako didim-pitsarana ny ao No.*+
11 Tena adala ny andrianan’i Zoana.+ Manome torohevitra adaladala koa ny hendry indrindra amin’ny mpanolo-tsain’i Farao.+ Dia sahinareo ve ny miteny amin’i Farao hoe: “Taranaky ny olon-kendry aho,Sady taranaky ny mpanjaka fahiny”?
14 Hataoko lasa tsy misy mponina i Patrosa.+ Handrehitra afo ao Zoana aho, ary hampiharako didim-pitsarana ny ao No.*+