2 Mpanjaka 19:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Satria efa tonga atỳ am-poto-tsofiko ny teninao+ tamin’ianao tezitra be tamiko+ sy nitabataba be. Dia hasiako faraingo ny oronao, ary hasiako lamboridy+ eo amin’ny vavanao,Ka hotaritiko hiverina any amin’ny lalana niavianao ianao.”+ Salamo 32:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Aza manao hoatran’ny soavaly na ny ramole tsisy saina.+Tsy maintsy tazonina amin’ny lamboridy na tady izy mba tsy hitrifana,Amin’izay izy vao hanatona anao.”
28 Satria efa tonga atỳ am-poto-tsofiko ny teninao+ tamin’ianao tezitra be tamiko+ sy nitabataba be. Dia hasiako faraingo ny oronao, ary hasiako lamboridy+ eo amin’ny vavanao,Ka hotaritiko hiverina any amin’ny lalana niavianao ianao.”+
9 Aza manao hoatran’ny soavaly na ny ramole tsisy saina.+Tsy maintsy tazonina amin’ny lamboridy na tady izy mba tsy hitrifana,Amin’izay izy vao hanatona anao.”